Autocollant de pression gonflage F6
" />
Description
Toromarika Pression de gonflage
Ito étiquette ito matetika efa tsy hita intsony.
Nefa tokony tokony misy an´io ny fiarantsika vao mivoka garage.
Autocollant izy io, izany hoe esorina ilay taratasy kely ao ambadika dia apetaka amin´izay toerana tokony hisy azy.
Tandremo: ataovy madio tsara, tsisy menaka ilay toerana ametahana azy
Jereo tsara raha mifanaraka amin´ny fiaranao ity.
Fiara: F6 (fourgonnette)
Caractéristiques
- Etat de l'article :Neuf
15 000 MGA16 500 MGA(-9%)
Vue 77 fois
Le 20 juil. 2024 à 16:03
AU BON COIN DES 4L MADA Professionnel
Vendeur
Retrouver cet article
Cette annonce a été créée sur le site : https://www.tisinday.mg/